Alahady 14 aprily, alahady fahatelo amin'ny Paka nentanin'ny Fiombonan'ny Relijiozy

 

I mompera Frésie no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera Barnabé sy mompera Etienne. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.