Natomboka tamin'ny Sorona Masina notarihin'i mompera Jean Chris io alahady io. Nanotrona azy ry mompera Eugène, Augustin, Rémi, Toky ary i aumônier. Ny Fiombonan'ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Taorian'izay no natao ny Fiatahana Masina ho fiomanana amin'ny Fahaterahan'ny Tompo.








