Alahady 14 septambra, fankalazana ny nanandratana ny Hazo Fijaliana nentanin'ny ZDA

 

I mompera Jean Chris no nitarika ny Sorona Masina, notronin-dr'i mompera Fulgence, Donatien ary i aumônier. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja (ZDA) no nanomana sy nanentana ny litorjia.