Alahady 17 desambra, alahady faha-3 amin'ny Fiaviana nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

I mompera Augustin no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Joslin sy i aumônier. Ny Fikambanana Fratenità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.