Alahady 17 martsa, alahady faha-dimy amin'ny karemy nentanin'ny MDMK

 

Mandalo eto Roma i mompera Jocelyn Rabeson, provinsialin'ny zezoita, faritr'i Madagasikara, ka izy no nitarika ny Sorona Masina androany ary notronon-dr'i mompera Barnabé, Frezy, Nicolas, Faly ary Joslin izay sady nisahana ny fitendrena ny vatamaroafitsoka. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.