Alahady 18 jona, alahady tsotra mandavan-taona nentanin'ny M.D.M.K.

 

I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina ary niara-nanolotra izany taminy i aumônier, i mompera Narindra, Laurent ary Nicolas. Ny M.D.M.K. kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.