Alahady 20 jolay, alahady faha-16 taona mandavantaona nentanin'ny MDMK

 

I mompera Fulgence no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera José sy mompera Barnabé ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.