Alahady 21 desambra, alahadin'ny Fihaviana nentanin'ny Ekipa Solida

Ry mompera Fulgence, Rémi ary Abel no nanotrona an'i aumônier tamin'ny fanolorana ny Sorona Masina. Ny Ekipa Solida no nanomana ny nanentana ny litorjia.