Alahady 21 mey, alahady fahafito amin'ny Paka nentanin'ny M.D.M.K

 

I mompera Daudet, OssT no nitarika ny Sorona Masina notronon'i aumônier sy mompera Faly. Ny M.D.M.K no nanomana sy nanentana ny litorjia.