Alahady 21 septambra, alahady faha-25 mandavan-taona nentanin'ny MDMK

I aumônier no mitarika ny Sorona Masina, niarahany nanolotra tamin'i mompera Jordan sy Rémi. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.