Alahady 22 martsa, alahady faha-dimy amin'ny Karemy nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Mparany no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'ireo pretra rahalahiny vitsivitsy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.