Alahady 24 martsa, fankalazana ny Sampankazo nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera Nicolas sy mompera Joslin. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.