Alahady 24 mey, alahadin'ny Pantekôty nentanin'ny Ekipa Solida
Nampidirin'i rondro ny Tal, 26/05/2026 - 22:43
I mompera Désiré no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Germain, Fulgence, Daudet ary i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.