Alahady 24 septambra, alahady faha-25 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Félix no nitarika ny Sorona Masina. Niara-nanolotra izany taminy i aumônier sy ireo pretra telo rahalahiny. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.