Alahady 25 febroary, alahady faharoan'ny Karemy nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina ary i mompera Barnabé sy mompera Nicolas no nanotrona azy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.