Alahady namaranana ny taom-pikatrohana 2024/2025 ity alahady ity izay tsy natao tao amin'ny eglizin'i San Macuto toy ny mahazatra fa teny amin'ny faribohitr'i Cornelia teny. I aumônier no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin'i mompera José sy mompera...
Ny ELVIR no nanomana sy nanentana sy litorjia.
Taorian'ny fiombonana am-panahy dia niara-niombom-pifaliana teny amin'ny zaridaina mahafinaritra tsy lavitra teo ny Ankohonona, nifampizara tohan'aina sy niara-nitotorebika kely sy nilalao.