Tsy tao amin'ny toerana mahazatra, ao amin'ny eglizin'i San Macuto, no nifamotoanana tamin'ny alahady fa teny amin'ny Collegio San Pietro Apostolo satria io no alahady natokan'ny Ankohonana hankalazana ny Noely.
Maromaro ireo pretra tonga nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i aumônier. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.












