Nampidirin'i rondro ny Mon, 30/03/2026 - 20:27 I mompera Thierry no nitarika ny Sorona Masina notronin-dr'i mompera Albert sy Joslin (sady nitendry ny zavamaneno) ary i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.