Alahady 29 oktobra, alahady faha-30 mandavantaona nentanin'ny Fikambanana Fraternità Malgascia

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay notronin-dr'i mompera Faly, Barbabé ary Joslin. Ny fikambanana Fraternità malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Taorian'ny Sorona Masina dia natao ny fifidiana ny birao vaovao hitondra ny Ankohonana mandritra ny 3 taona manaraka.