Alahady 3 desambra, alahady voalohany amin'ny Fiaviana nentanin'ny vondrona Saint Augustin

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera... Ny vondrona Saint Augustin no nanomana sy nanentana ny litorjia.