Alahady 31 martsa, alahadin'ny Paka nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

I mompera Joslin no nitarika ny Sorona Masina lehibe niaraka tamin'i mompera Faly. Ny Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.