Alahady 4 jona, fankalazana ny Trinite Masina, nentanin'ny Vondrona Saint Augustin

 

Mompera Jocelyn Rabeson, provinsialin'ny Fianakaviamben'ny Zezoita any Madagasikara vao voafidy, no nitarika ny Sorona Masina notronin'i aumônier, mompera Barnabé ary mompera Jocelyn. Ny Vondrona Saint Augustin no nanomana sy nanentana ny litorjia.