Alahady 6 oktobra, alahady faha-27 mandavan-taona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I Aumônier no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin'i mompera Eugène. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.