Alahady 7 aprily, alahady faharoa amin'ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida

 

Ny Sorona Masina dia notarihin'i mompera Joslin izay notronin'i mompera Faly. Ny litorjia kosa dia nomanina sy nentanin'ny Ekipa Solida.