Alahady 8 febroary, alahady faha-5 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy

I mompera Nambinina no nitarika ny Sorona Masina, ary nanotrona azy ry mompera Toky, Eugène, Rémi, ... ary i aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.