Alahady 8 septambra, alahady faha-23 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy i mompera Eugène sy mompera José. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.