Alahady 9 jolay, alahady faha-14 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy

 

I mompera Narindra no nitarika ny Sorona Masina, notronin'i mompera Barnabé sy i aumônier, ary ny ireo relijiozy ao amin'ny Fikambanan-dr'i Masera Sacro Cuore di Ragusa no nanomana sy nanentana  ny litorijia tamin'ny anaran'ny Fiombonan'ny pretra sy ny relijiozy.