Alarobia 1 novambra, fankalazana ireo Olomasina rehetra

 

Taorian'ny Sorona Masina natolotr'i aumônier dia nandeha niondrika teny amin'ny fasan'i mompera Paul Louis teny Verano ny Ankohonana.