Alatsinain'ny Paka teny Acilia

 

Vita soan'ny Paka ny Ankohonana dia lasa niara-nifaly indray teny amin'ny paroasin'i mompera Alain teny Dragoncello (Acilia) ny alatsinain'ny Paka.