Alatsinainy 1 janoary, voalohan'ny taona 2024.

Na vitsy aza no afaka tonga fa mbola reraky ny fety fitsenana ny taona vaovao ny ankamaroantsika dia nafanan'ny fifankatiavana ny fiaraha-nanolotra ny Sorona Masina izay notarihan'i mompera Faly ary notronin'i mompera Etienne, scj sy mompera Laurent ary mompera Etienne.