Fanamasinana ho diakra an'i Fr. Alphonse sy Fr. Olivier, SDB.

 

Arahabaina indrindra izy mirahalahy, frera Alphonse sy frera Olivier ary ireo rahalahiny 6 mpiray fikambanana aminy izay vao nohamasinina ho diakra androany alahady 25 jona teny amin'ny bazilikan'i San Giovanni Bosco eto Roma. I Mgr Alberto Lorenzelli Rossi, SDB, no nitarika ny Sorona Masina Lehibe sy nametraka tanàna tamin'izy 8 mirahalahy. 

Mahareta hatramin'ny farany ianareo ary mahaefa be ao an-tSahan'ny Tompo ao.