Tam-pifaliana no nanotronana an'i Fr. Gaëtan Rabenasolo sy i Fr. Olivier Randriantsara ao amin'ny Fikambanana saleziana tamin'ny nanosorana azy ireo ho diakra androany 25 jona teny amin'ny bazilika San Giovanni Bosco eto Roma. Mirary soa indrindra ho anareo mirahalahy eo am-panatanterahana ny adidinareo ao an-tSaha ao.


















































