Fanamasinana ho diakra azy dimy mirahalahy trinitera, tany Teramo

 

Tontosa ny sabotsy 20 jolay teo, tany amin'ny paroasin'i Madonna della Salute ao Villa Mosca (Teramo) ny fanamasinana ho diakra ireo frera trinitera 5 mirahalahy.

Tolorana fisaorana isika rehetra tonga sy nitrotro am-bavaka iny fotoam-pahasoavana iny ary mbola arahabaina manokana ianareo Fianakaviamben'ny Trinitera. Mahavità be ao an-tsahan’ny Tompo.

 

 

 

[Nifarimbona tamin'ny fakana sary : Hasina sy Rondro]