Tontosa soa aman-tsara tamin'ny alahady 24 novambra 2024 ny Fanambadian'i Giovanni sy Denise.
Niarahany nizara tamin'ny Ankohonana iray manontolo izany Fahasoavana lehibe izany. I mompera Ernest Beroby no nitarika ny Sorona Masina sy nanamasina izany ary notronin'i aumônier sy pretra maromaro izy.
Izahay rehetra dia manolotra ny rary soa bevata ho anareo mivady, ho tokantrano marina sy maharitra, ho tokantrano feno fifaliana miaraka amin'ireo dimby sy fara.
_______________________________
Misaotra ireo rehetra nifarimbona tamin'ny rakitsary.