Fankalazana ny faha-25 taona naha-relijiozy an'i masera Marie Fabrice tany Caserta

 

Tam-pitiavana sy tamim-pifaliana lehibe tokoa no nanotronana an'i Sr Marie Fabrice, omaly alahady 1 oktobra, teny Gioia Sannitica (Caserta), nandritra ny Sorona Masina ho fisaorana an'Andriamanitra sy korana nankalazany izay 25 taona naha-relijiozy azy izay.

Mahavità be foana amin'ny adidy nanoloranao tena ! HotahiaNy hatrany.