Fanolorantena mandrakizay nataon'i Sr Adeline sy Sr Félicité, SOM

 

Nahatontosa ny fanononana ny voady mandrakizay i masera Félicité sy masera Adeline ao amin'ny Fikambanan-dr'i masera Hospitalières de la Miséricorde, ny tolakandron'ny omaly alahady 2 jolay 2023 teo, teny amin'ny eglizin'i San Tommaso da Villanova eny Castel Gandolfo. Miarahaba sy mirary soa azy ireo isika.