Fanolorantena mandrakizay nataon'i Sr Marie Colette sy Sr Marie Prisca

 

Nahatontosa ny Fanolorantena mandrakizay i Sr Marie Colette sy Sr Marie Prisca ao amin'ny Fikambanana "Suore di San Giovanni Battista" ny sabotsy 9 septambra 2023 teo teny amin'ny Casa Generalizia eny Via del Casale di San Pio V.

Mirary azy ireo hahavita be sy haharitra hatramin'ny farany amin'ny adidy masina neken'izy ireo teo am-panolorany tena ho an'ny Tompo.