Miarahaba anareo telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Suore Ospedalliere della Misericordia tamin'ny nanononareo ny voady mandrakizay teo anatrehan'i mamera lehiben'ny Fikambanana, ny eveka sy ny pretra rehetra nanatrika ary isika Ankohonana, ny alahady 12 mey lasa teo























































































































