Fiaraha-mifaly taorian'ny nanamasinana ho diakra an'i frera Zo Andry

 

Miarahaba an'i frera Zo Andry ao amin'ny Fikambanana "Famiglia dei Discepoli, amin'ny nahatontosana ny fanamasinana ho diakra azy tamin'ny zoma 17 oktobra lasa teo tao amin'ny Bazilikan'i Sant' Apollinare teto Roma. Mirary soa indrindra !