Nampidirin'i rondro ny Sun, 29/03/2026 - 23:37 Ny tolakandron'ny alahady 29 martsa no nanatontosana ny fotoambavaka iraisam-pinoana niarahana tamin'ny VOMM FJKM eto Roma.