Ny Ankohonana nifampiarahaba taom-baovao 2024

 

Teny amin'ny paroasin'i Madonna di la Salette eny Monteverde no nifamotoana ny Ankohonana nifampiarahaba taom-baovao tamin'ny alahady 7 janoary teo.

Mankasitraka an'ireo izay nifandrimbona naka ny sary sy horonantsary ho ataontsika tahiry.