Ny Ankohonana teny amin'ny Fikambanan-dr'i momperan'ny Verbo Divino

 

 

Teny amin'ny Collegio Del Verbo Divino teny ny solontena vitsivitsy avy amin'ny Ankohonana omaly alahady 13 aogositra, namaly ny fanasan'izy ireo tamin'ity hoe #MissionSunday ity - alahady natokana hiraisan'ny katolika eran-tany amin'ny alalan'ny vavaka, firaisankina ary fanohanana ny ezaka hampandrosoana ny Eglizy.

Nandray anjara tamin'ny Fitondrana ny Tenin'Andriamanitra isika, izay niavaka tokoa na tsy nisy fiomanana be aza.
Taorian'ny Sorona Masina dia nisy ny fifampizarana ny manta sy ny masaka tamin'ireo firenena vitsivitsy nandray anjara, ny fampisehoana ny vako-drazana amam-pitafy ary nofaranana tamin'ny totorebika niarahan'ny rehetra.

 

 

[Ankoatra ireo sary nifarimbonan'i Hervé sy Rondro ary Thomas dia misy sary sasantsasany nalain'i P. Harle Piga, svd ; P. Charlie Bardaje, svd ; P. Truc Phan,svd ; Karen Lopez ; Cherryl Bayoneto]