'Rosario per la Pace ' niarahana tamin'ireo fiangonana vahiny anatin'ny Diosezin'i Roma

 

Mankasitraka ireo solontenan'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo, ka nahafahantsika nandray anjara tamin'ny "Rosario per la Pace" niarahan'ireo fiangonana vahiny mivondrona ao anatin'ny Diosezin'i Roma, teny amin'ny bazilikan'i Santa Maria degli Angeli e Martiri, ny tolakandron'ny alahady 17 mey teo.