Sabotsy Masina 2026

Nandresy ny Tompontsika, aleloia !

Nandritra ny fankalazana ny Fitsanganan'ny Tompo no nandraisana an'i Avo ho zanaky ny Eglizy katolika romanina tato amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma.