Sorona Masina niarahana tamin'i Kardinaly Tsarahazana teny amin'ny paroasiny teny Laurentina

 

Sorona masina niarahana tamin'ny Kardinaly Désiré Tsarahazana ny alahady 14 janoary teo tany amin'ny Paroasy San Gregorio Barbarigo eny Laurentina, izay "titre cardinalice"-ny.