Tontoloandro niarahana tamin'ny Zanaka Diosezin'Ambanja

 

Nofaranan'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja tamin'ny Sorona Masina niarahana nanolotra tamin'i Mgr Pascal, evekan'Antsirabe sy fiaraha-misakafon'ny mpianakavy ny zaikabe natrehan'izy ireo nandritra  ny 3 andro teto Roma ka tetsy amin'ny paroasy Nostra Signora de la Salette eto Rome no nanaovana izany.