Voady farany nataon'izy mirahalahy ao amin'ny Fikambanana OCD

 

Mandray tanàna azy mirahalahy nahavita ny dingana hirosoana lalindalina kokoa ho Mpanompon'ny Avo, tamin'ny alakamisy 14 desambra lasa teo. Mahareta hatramin'ny farany ary mahavità be ao an-tanim-boaloboka ao.