Voady mandrakizay nataon'izy 5 mirahalahy ao amin'ny Fikambanana Trinitera

 

Miarahaba anareo  6 mirahalahy ao amin'ny Fikambanana Trinitera - Fr Rémi, Fr Nicolas, Fr Jérémy, Fr Mamitiana ary Fr Zo Herimanjaka nanonona ny Voady Mandrakizay androany zoma 12 jolay, tao amin'ny bazilika San Crisogono eto Roma.

Mirary anareo hahavita be amin'ny Fanompoana ny Eglizy.