Alahady fahaenina mandavantaona nentanin'ny Vondrona Saint Augustin

 

"Aoka Ianao ho Andriamanitra mpiaro ahy sy ho tany fialofana hamonjena ahy; fa Ianao no vatolampy sy tany mimàndako; ary ho voninahitry ny Anaranao, dia tariho lalana aho sy fahano" no lohahevitra androany.
Nitarika ny Sorona Masina i mompera Abel satria lasa nitsidika ny Ankohonana any Naples i aumônier sy ny filoha.