Alahady faharoa amin'ny karemy, nentanin'ny Vondrona Saint Augustin

 

I mompera Rolin no nitarika ny Sorona Masina omaly 5 martsa 2023 ary anjaran'ny Vondrona Saint Augustin ny fanentanana ny litorjia.